Ny Baiboliko APK
Version 1.1.002 - bible.global.malagasybible,global,malagasy,books,reference,baiboliko
APP Information
Download Version | 1.1.002 (110002) |
Apk Size | 29.47 MB |
App Developer | Digital.Bible |
Malware Check | TRUSTED |
Install on Android | 4.4.x and up |
App Package | bible.global.malagasy.apk |
MD5 | 3756d143fdefd6da51123f875c2c49d5 |
Rate | 5 |
Website | https://malagasy.bible/ |
Table of Contents
Download Ny Baiboliko 1.1.002 APK
App Description
Ny Baiboliko is bible,global,malagasy,books,reference,baiboliko, content rating is Everyone (PEGI-3). This app is rated 5 by 1 users who are using this app. To know more about the company/developer, visit Digital.Bible website who developed it. bible.global.malagasy.apk apps can be downloaded and installed on Android 4.4.x and higher Android devices. The Latest Version of 1.1.002 Available for download. Download the app using your favorite browser and click Install to install the application. Please note that we provide both basic and pure APK files and faster download speeds than APK Mirror. This app APK has been downloaded 101+ times on store. You can also download bible.global.malagasy APK and run it with the popular Android Emulators.
Sarobidy ho anay ny fahafahanao manana ny Soratra Masina amin’ny endrika ilanao azy. Izany indrindra ny nahatonga ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy namolavola ity Baiboly ity ho anao. Hitanao ao ireo dikantenin’ny Baiboly Malagasy rehetra mba hanampy anao amin’ny fandinihana ny Tenin’Andriamanitra. Ny vavakay dia ny hitomboanao amin’ny fahalalana an’I Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina. Mampiasà finaritra! Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy Copyright https://malagasy.global.bible
App ChangeLog
- Initial Release
Razafimamy Lafatra
Shalom, Tsara fa mi-bug kely indraindray. Rehefa hidiana d miverina eo @Matio 1 hatrany fa tsy mba mijanona teo @izay nosokafana farany.
RAKOTORAHALAHY Nirina Philippe
Misaotra ny FMBM namokatra ity. Fanatsarana,somary mihitsoka kely rehefa hitady boky hafa. Mankasitraka na izany aza.
Kristiana Miaina Amin'i Fitiavana
Azo ampiasaina tsara mandra-pahavitan'izay fanatsarana hafa. Misaotra izay niketrika sy nahatontosa.
Josoa Todisoa
Misy fotoana tsy miseho eo ilay bouton afahana manao play audio
Valisoa RAVELOARIMANANA
Misaotra ho an'ireo niketrika azy fa tena tsara sady pratika be
Ntsoa Ndriandahy
Tsara be!
onja robinson
Finaritra Tompoko! Misaotra indrindra fa Zava-dehibe loatra ny ezaka ataonareo
Sandratraharilala MAHASOA
Sensational